Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Nidoboka am-ponja omaly ireo sivy mianadahy voasambotra tamin’ny raharaha fitokononana tetsy Analakely nokasain’ny antoko mpanohitra natao ny 20 febroary lasa teo. Samy misazy 3 volana an-trano maizina avokoa izy sivy ireo raha toa afaka madiodio ny telo hafa . Tovolahy iray mpanao sinto-mahery teny amin’ny faritra Ankazomanga sy ny manodidina no vosambotry ny polisy teo am-panaovana ny asa ratsiny afakomaly. Tovovavy iray sendra nandalo no lasibatra tamin’izany ka nentin’ity jiolahy ity nitsoaka saingy tra-tehaky ny polisy iray niasa teny an-toerana izy.

Les commentaires sont fermées.