Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Mpamily kamiao lehibe iray no tapa-tongotra tetsy Anjomakely, afakomaly tolakandro tokony ho tamin’ny 3 ora, noho ny fifandonana tamina kamiao iray. Nandeha mafy ny roa tonta ary nihevitra hisongona ny fiara teo alohany ity kamiaokely kinanjo nifandona tampoka tamin’ny kamiao hafa. Naratra mafy vokatr’io ny mpamily, ity farany izay nifampisokirana tao anatin’ilay fiarabe. Tetsy ankilany, tsy nisy nahina ny ain’ilay mpamily ny kamiao iray.  Samy potika avokoa ny lohan’ireo fiara roa nifandona ireo.

Les commentaires sont fermées.