Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lehilahy iray 61 taona maty nianjera tao amin’ny tohatra hikatra ho an’ny rihana voalohany etsy amin’ny trano fonenany ttsy Analakely, omaly. Anisan’ny mpanao ireny “test-Covid” ireny ny tenany ary tsy fantatra mazava ny anton’ny nampianjera azy tampoka tamin’ilay tohatra.
Fiara 4×4 iray nifatratra tao anaty tsenambarotra iray etsy Pullman Ivandry, omaly maraina. Tsy nisy ny aina nafoy, saingy potika ilay tsena hazo nifatraran’ilay fiara. Fandehanana mafy no fantatra fa niteraka ny loza.

Les commentaires sont fermées.