Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Fanafihana Banky tao Antsenakaly Antsirabe

Norobain’ny jiolahy nitam-piadina ny vola mitetina 148 tapitrisa ariary tao amin’ny banky iray ao an-tapon-tanànan’Antsirabe, ny asabotsy lasa teo tamin’ny valo ora maraina. Niditra an-keriny ireo efa-dahy nisaron-tava, ary nofatorany ny mpiambina roa lahy sy ny mpanadio trano.

“Village touristique” Mahajanga

Tovolahy kely 12  taona no maty an-drano tao amin’ny village touristique ao  Mahajanga, afakomaly. Nandro tamin’io faritry ny ranomasina io izy kinanjo natelin’ny rano. Ora vitsy taorian’ny filentehany, hita ny tenany, saingy efa tsy nisy aina intsony.

Les commentaires sont fermées.