Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Ho fanatsarana ny endriky ny tanànan’Antananarivo sy fanitarana ny sehatr’asa misy dia mijoro ny Arkadia etsy Analakely, izay mampiasa olona anjatony amin’ny resaka varotra. Anisan’ny fampiroboroboana ny fandraharahana ara-barotra misy eto Antananarivo ny fisianay, hoy ny tompon’andraikitra.

Misy tranombarotra 24 ao amin’ity toerana ity, ahitana karazan’entana maro. Misy ny hetsika fanamarihana ny Andron’ny vehivavy, anio, karakarain’ny Arkadia ka hisitraka izany ireo mandalo ao an-toerana.

Les commentaires sont fermées.