Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Vokatry ny fanamboaran-dalana eny Ankadilalana, mitsofoka eo amin’ny hopitaly Befelatanana, Fiadanana (Fort Voyron ireo fiara any Anosy te ho any Tsimbazaza). Na mihazo ny lalana Andrefan’Ambohijanahary, Soanierana, Tsarafaritra. Ireo fiara avy any Tsimbazaza ho any Anosy kosa dia miakatra Fiadanana, Soanierana, Andrefan’Ambohijanahary…

Les commentaires sont fermées.