Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra i Psykopasy

Faran’ny herinandro: hiaka-tsehatra i Psykopasy

Hitondra ny mozika rap, amin’ny alalan’ny “Hardcore conscient”, izay mampiavaka azy i Psykopasy. Hotante­rahina etsy amin’ny No comment Bar Isoraka izany, anio, asabotsy 27 febroary, manomboka amin’ny 8 ora alina. Haharitra eo amin’ny adiny roa eo ho eo izany seho izany. “Nanomana hira 20 mahery izahay amn’io ,izay marihina fa notsongaina tanatin’ireo rakikira efatra “album” ireo
fa somary hibahan-toerana kokoa i “Voambolana aman’ alina” ( ilay “album” voalo­hany) ho fanomezana mba entina indray mahatsiaro ny revy niarahana tamin’ireo mpanaraka Psykopasy hatramin’izay ka hatramin’ izao”, hoy i Psykopasy, nanazava ny fizoran’ny hetsika.

Narilala

Les commentaires sont fermées.