Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fivadiham-pitokisana, halatra: karohin’ny zandary Razafiharinoro Faraniaina Rebeccah

Fivadiham-pitokisana, halatra: karohin’ny zandary Razafiharinoro Faraniaina Rebeccah

Namoahan’ny zandary ao amin’ny borigadin’Antsirabe didy fikarohana ity tovovavy hita amin’ny sary ity. Noho izy mpamerin-keloka amina halatra sy fivadiham-pitokisana ny anton’izao fikarohana azy izao. Toy izao ny mombamomba azy : Razafiharinoro Faraniaina Rebeccah, 25 taona, tompon’ny kara-panondro laharana: 108 092 012 188, tamin’ny 4 marsa 2013 tao Antsirabe, asany tsy fantatra mazava , fonenany farany tao Morondava sy Antsirabe. Heloka anenjehana azy ny fanaovana halatra sy fivadiham-pitokisana. Nilaza ny zandary ao anatin’ny didy fikarohana fa ho an’izay mahita sy mahalala na mahafantatra ny toerana mety hahitana azy dia iangaviana mba hampandre haingana ny borigadin’ny zandary ao Antsirabe na hiantso ny laharana telefaonina finday 034 05 700 97.

J.C

Les commentaires sont fermées.