Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Jiolahy mpamerin-keloka efa nigadra telo volana ny taona 2020 teo ity jiolahy saron’ny polisy ity. Niverina nanohy ny asa ratsiny indray anefa izy taorian’ny fivoahana ny fonja satria tratra indray nanendaka teny 67 ha. Efa nisy polisy nanao fanamiana sivily teny amin’ny manodidina ny toerana nanaovany ny asa ratsiny ka noraisim-potsiny izy. Nambaran’ny polisy fa efa matetika nandalo nanaovana fanadihadiana tao amin’ny polisy ity jiolahy ity. Naiditra am-ponja, omaly, izy rehefa avy natolotra ny fampanoavana.

Les commentaires sont fermées.