Araka ny fanambaran’ny Jirama, hosoloina ny fitaovana milina fandrefesana ny tosaky ny rano eny amin’ny toby famatsian-drano Mandroseza I. Ho tapaka, noho izany, ny famatsian-drano, anio alakamisy 14 janoary, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 2 ora tolakandro. Saika voakasik’izany avokoa ny faritra maro eto Antananarivo Renivohitra.
Njaka A.
Ireto avy ny toerana hisian’ny fahatapahan’ny rano:
Andohan’i Mandroseza, Andohamandry, Campus, Ankatso, Cité Ankatso II, Ambolonkandrina, Ambohipo, Antsobolo,
Ambatoroka, i Tsiadana, Ambanidia Faliarivo, i Miandrarivo, i Manakambahiny, Ankazotokana, Ambavahadimitafo,
Andohalo Ambohimitsimbina, Ankadilalana
Ankorahotra, Antsahabe, Antsakaviro, Ampasanimalo, Antanimora, Ampahibe, Ambaranjana, i Betongolo, Ambohitrakely, Ambatokaranana,
Ambohidempona, Antsahameva, i Fort Duchesne, Antsahamamy, Andraisoro, Ampanotokana, i Tsarahonenana, Ambatomaro
Ampandrana, Ankadivato, Andravoahangy, Ambodivona, i Mahavoky, i Besarety,
Avaradoha, Ampasampito, Ambohimirary, i Nanisana Iadiambola, i Nanisana, Ambohidahy Ankadindramamy, Ankadindramamy
i Soavinandriana, Anjanahary, i Manjakaray, Ambatomainty, Amboditsiry
i Faravohitra, i Mandrosoa, Ambohijatovo, Ambatonakanga, Ambohitsorohitra, Antaninarenina, Ambatovinaky, Ambohidahy, Amparibe, i Tsimialonjafy,
Ambodifilao, Ambondrona, Andohan’Analakely, Analakely, i Soarano, i Tsaralalàna, i Petite Vitesse, Ampasamadinika, Amboasarikely, Antsahavola, Isoraka, Ambatonilita, Ampatsankana, i Fiata, Cité RNCFM
Antaninandro, i Tsiazotafo, i Behoririka, Ankaditapaka, Ambatomitsangana
Les commentaires sont fermées.