Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

Hikarohana mpitantana ny toby fiantsonan’ny taksiborosy vaovao eny Ambohimanambola. Ny federasion’ny mpitatitra no saika hitantana azy, tamin’ny andron’ny fitondrana teo aloha, saingy nihemotra taty aoriana. Iarahan’ny fanjakana amin’ny Jovena, nanamboatra ny fotodrafitrasa ny mandamina izany.

Hanamboarana toerana fialana sasatra any Ambalamanakana (RN 7) sy Ranomafana Atsinanana (RN 2). Ilaina ny fotodrafitrasa toy izany, mba tsy handreraka ny mpamily sady ho fakana aina. Toerana ahitana fiantsonan’ny fiara, fisakafoana, fidiovana, varotra madinika samihafa, toy ny taozavatra, ohatra, toby zandary, sns.

Les commentaires sont fermées.