Vehivavy mitondra vohoka enim-bolana niharan’ny fanolanana tambabe tao Vohitraivo Amparafaravola, ny zoma teo. Avy nisafo tany amin’ny dokotera izy no nifanehatra tamin’ireo jiolahy ka nanamparan’ireo jiolahy habibiana. Tsy vitan’izay fa notapahin’ireo nahavanon-doza ny lohany rehefa avy naolan’izy ireo.
Les commentaires sont fermées.