Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Zazalahikely iray nisy nanary tao anaty lavapiringa ao Andranonahoatra Antsirabe, afakomaly tolakandro. Ankizy nilalao no naheno ilay zazamena nitomany ka niantso fokonolona. Novakiana ny lavaka ka avotra soa aman-tsara ilay zaza.

Hampitondraina anarana “Caserne” avokoa ireo zandary maty. Isan’izany ireo mahery fon’ny firenena lavo teo am-perinasa. Hotanterahina avy hatrany izany raha vantany vao ankatoavin’ny fianakaviany ny fangatahan’ny Zandarimariam-pirenena.

Les commentaires sont fermées.