Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Lehilahy iray 38 taona maty tsy tra-drano, ny alin’ny alarobia tetsy Ambilanibe Andavamamba. Fantatra fa nidona tamin’ny takelabiana dokambarotra izy niaraka amin’ny moto ka nianjera. Vokany, voadona mafy ny lohany ka naratra ary nitarika amin’ny fahafatesany izany.

Les commentaires sont fermées.