Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP3 Antanimasanja Mahajanga ny lehilahy iray 30 taona monina ao Tsararano Ambony, ny alatsinainy teo. Voarohirohy ho nanao fisandohana sy fanalam-baraka ny mpitandro filaminana teo am-panaovana ny asany tamin’io fotoana io no antony nisamborana azy tao Manjarisoa. Mitohy ny fanadihadiana azy.

Noraisim-potsiny teny Ampefiloha i Zily, jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana eny amin’iny faritra iny. Ny polisy avy ao amin’ny PPA1 Ampefiloha no nahasambotra azy, ny faran’ny herinandro teo. Maro ireo olona efa nitondra faisana tamin’i Zily. Jiolahy efa mpamerin-keloka i Zily.

Les commentaires sont fermées.