Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Vehivavy iray manodidina ny 30 taona maty tamin’ny fomba feno habibiana tetsy Ankazomanga atsimo, omaly maraina. Mihoson-dra tanteraka no nahitana ilay razana. Tsy nisy kosa taratasy namantarana azy.

Maty tototry ny tany ny lehilahy iray nitrandraka volamena tao Maevatanana, ny faran’ny herinandro teo iny. Raha ny filazan’ny loharanom-baovao iray, nahatratra 40 metatra ny halalin’ny lavaka nihadiany volamena. Naharitra adiny dimy kosa ny famoahana ny fatiny avy tao anatin’ilay lavaka.

Les commentaires sont fermées.