Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Boriborintany I sy V : Raikitra ny fizarana tambavy CVO

Nisitraka voalohany ny tambavy CVO vovony, maimaimpoana ny boriborintany I sy V, anisan’ny foiben’ny valanaretina amin’izao fotoana izao. Nanomboka, omaly, ny fizarana izany ho an’ny fokontany miisa fito, tetsy Ampefiloha. «Fizarana faobe izao atao izao, iarahan’ny governemanta sy ny CRCO Analamanga ary ny CUA. Tambavy fisorohana sy fitsaboana ho an’ny fianakaviana izany…», hoy ny minisitra Lalatiana Andriatongarivo, tetsy Ampefiloha, omaly. Ma­herin’ny 3 000 ireo olona na­hazo izany etsy Ampefiloha, Andavamamba, Antohomadi­ni­ka, 67 ha, Anatihazo…
Nitohy teny Mankjakaray sy ny boriborintany V izany. Tsy vitan’izany fa hamendrahana fanafody koa ireo toerana maro eto an-dRenivohitra.

Vonjy

Les commentaires sont fermées.