Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nidina ifotony teny amin’ny Pharmalagasy, ozinina hamokatra fanafody eto Madagasikara ny filoha mivady, omaly teny Tanjombato. Fanafody CVO+ , miendrika gélules.

Ny minisiteran’ny Rano sy ny fanadiovana ary fidiovana , ny kaominina Antananarivo Renivohitra ary ny Unicef, nitsinjara “gel désinfectant” sy arotava ho an’ny mpamily sy mpanampiny ary ny fiarakaretsaka, omaly, tetsy Analakely. Fiara fitateram-bahoaka miasa eto an-dRenivohitra avokoa izy ireo.

Mitohy hatrany ny fanasaziana ataon’ny zandary amin’ireo olona tsy manaraka ny lamina, eo amin’ny tsy fanaovana arotava. Manodidina teny Anosizato sy Ampitatafika.

Sary: Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.