Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Jiolahy telo lahy mbola tsy ampy taona sy lehilahy namany iray voasambotry ny polisy tao Fenoarivo atsinanana noho ny fanaovana fikambanan-jiolahy. Eo koa ny halatra miaro vakitrano ary fanendahana amin’ny fampiasana « arme blanche » toy ny « flèche ».  Io fitaovana io izay entin’izy ireo mampihorohoro ireo vehivavy lasibany amin’ny alina.Ireo mitondra kitapo na poketra no kendren’ireo jiolahy ka robainy amin’izany ny vola sy finday.

 

 

Les commentaires sont fermées.