Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tsy mbola nivaly ny « autopsie » an’ireo mpifankatia hita faty tao an-tranony teny Antsahameva Ankatso, ny alarobia teo. Nafindra eny amin’ny hopitaly miaramila eny Soavinandriana koa ny nofo mangatsiakan’izy ireo. Fantatra fa maty tao an-tranony tsy nisy naratra ireo mpifankatia ireo. Ireto farany izay tsy nahitana ratra akory. Miaramila 28 taona ilay lehilahy raha vao 23 taona ilay vehivavy sakaizany.

Les commentaires sont fermées.