Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary16 jona

Songadina an-tsary16 jona

Ny tsara ho fantatra mikasika ny sainam-pirenena malagasy

Saina mirefy 60×90 cm, natokana hapetraka eny amin’ny tranom-panjakana ihany.

Ireo karazana sainam-pirenena nifanesy teto Madagasikara.

Tsy ataotao foana izy io fa misy refy tokony harahina. Toy izao ny fikajiana ny saina rehefa hanjaitra.

Refy manaraka ny fenitra sy ny toerana tokony hametrahana azy.

Fahadisoana goavana ny fametrahana ny saina toy izao. Mariky ny fiandrianam-pirenena ny saina ka aoka hajaina ny fametrahana azy.

Maro ireo mandiso azy ity. ahitsio manomboka izao ary ny fahadisoana tsy nahy na iniana atao.

Sary: Fanou

Les commentaires sont fermées.