Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Omaly maraina, nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny delegasion’i Tchad, izay firenena voalohany nanaiky ny fahombiazan’ny CVO, ary nanafatra fanindroany indray.

Kandida miisa 11 mirahalahy no hisafidianan’ireo solombavamboahaka izay ho filoha lefitra, solontenany ao amin’ny Vaomera mahaleotena misahana ny fifidianana na Ceni. Natao tsangatanana fa hahemotra amin’ny fotoana manaraka izany fifidianana izany.

Mitohy ny fandravana ny toeram-pivarotana tsy manara-dalàna ataon’ny CUA. Anjaran’ny etsy Soarano ny omaly.

Any amin’ny fecabook indray ity vao mijanona. Izany izao no malaza e!

Sary: Fanou sy Tiana R

Les commentaires sont fermées.