Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nisokatra, omaly, ny fiofanana ho an’ireo mpanentana ara-panatanjahantena miisa 35 mianadahy, avy amin’ny boriborintany enina eto an-dRenivohitra. Hotanterahina etsy amin’ny ANS Ampefiloha izany.

Minisitra vitsivitsy no nanatrika ny fivoriana tetsy amin’ny CCI Ivato, omaly. Namaly ny fanontaniana sy fanamarihana avy amin’ireo solombavambahoaka izy ireo.

Nisokatra ,omaly, ny fivoriambe faha roa ho an’ ny Komity fampihavanana malagasy tetsy amin’ny trano fivorian’izy ireo eny Ampefiloha.

Vita omaly ny soniam-piaraha- miasa eo amin’ny Jirama sy ny banky BOA mikasika ny fomba fandoavana ny faktiora.

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.