Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Notoloran’ny AFD fiara tsy mataho-dalana miisa efatra tamin’ny alalan’ny tale eto amintsika, i Jérôme Bertrand-Hardy (ankavia), ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny Asa vaventy, omaly tetsy Anosy. Nandray izany ny minisitra Andrianainarivelo Hajo.

Nanolotra fanomezana ho an’ireo vehivavy mpikambana ao aminy ny Fikambanan’ny vehivavy sembana (Afham). Nanolotra izany ny filohan’izy ireo.

Mpifaninana telo no nahazo loka tamin’ny lalao “Paritana” andiany faha-4. Ramatoa Zo (afovoany), i Felana Rajaonarivelo (ankavanana) faha-2 ary i Yannick (ankavia) fahatelo.

Maro ny misafidy ny mandeha an-tongotra sy mampiasa moto amin’izao hamonjena asa sy fotoana. Noho ny tahotra amin’ny fandehanana fiara fitateram-bahoaka ny anton’izany.

Sary: Fanou sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.