Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tovolahy iray vao 16 taona no maty, novonoin’olona tamin’ny fomba feno habibiana teny akaikin’ny Gamo Ampasapito, ny zoma lasa teo. Mangataka ny fitsarana ireo fianakaviana mba hanome sazy henjana ho an’ireo izay nahavanon-doza, hoy ny loharanom-baovao iray.

Olona miisa efatra, nahitana vehivavy iray no voasambotry ny polisy tao Farafangana sy Manakara, ny herinandro lasa teo. Voarohirohy tamin’ny fisolokiana vola mitentina 3.400.000Ar tamin’ny alalan’ny Mvola izy ireo ka naka izany tamina lehilahy iray monina ao Beloha Androy, ny 24 aprily teo. Taorian’ny fampanoavana, voatazona am-ponja vonjimaika ny roa tamin’izy ireo raha nahazo fahafahana vonjimaika kosa ny roa ambiny.

Les commentaires sont fermées.