Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Kamiao lehibe iray nitondra vatokely no nifatratra tamina tambohon’olona iray teny Analamahitsy, omaly atoandro. Raha ny nambaran’ny loharanom-baovao, nisy olana ara-teknika io kamiao io ka nifatratra tamin’ilay tamboho. Tsy nisy ny naratra sy maty nandritra izany.

Lehilahy iray ihany koa no nitsirara teny Analamahitsy omaly. Tsy fantatra hatreto ny antony nahatonga izany. Fa ireo fokonolona nijery sy nanaparitaka izany tamin’ny tambajotran-tserasera facebook no nampiantso ny fianakaviany.

Les commentaires sont fermées.