Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Jirama: hahazo kamiao vonjitaitra ny faritra 22

Jirama: hahazo kamiao vonjitaitra ny faritra 22

Manatsara hatrany ny tolotra sy ny fikarakarana ny mpanjifa ny Jirama. Anisan’izany ny fampiasa kamiao miisa 25, hisahana ny vonjy taitra sy ny fanamboarana ny fitaovana simba mamatsy ny mpanjifa. Haparitaka manerana ny masoivohon’ny Jirama manerana ny faritra 22 ireo kamiao ireo, hanafaingana ny vonjitaitra sy hanamora ny asan’ny teknisianina.

Kamiao vaovao avokoa ireo, ary azo antoka fa hanampy ny fitaovana eo am-pelatanan’ny Jirama izay efa antitra ny ankamaroany, na tsy azo ampiasaina intsony.

Njaka A.

Les commentaires sont fermées.