Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Ambatovy: nanolotra sakafo ho an’ny BNGRC

Ambatovy: nanolotra sakafo ho an’ny BNGRC

Nanolotra  vary 500 kg sy menaka 28 tavoahangy ho an’ny BNGRC any Toamasina ny orinasa Ambatovy, omaly. Tohana atolotra ity rafitra ity izao ho fiomanana amin’ny filana ateraky ny fiparitahan’ny Covid-19. Zava-dehibe ho an’ny orinasa ny fahasalamana sy ny fiahiana ny fahadiovan’ny mpiasa sy ny mpiara-belona rehetra indrindra amin’ny faritra misy ny orinasany.

 

Les commentaires sont fermées.