Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

MANOKANA an-tsary

MANOKANA an-tsary

Ny kibo tsy mba lamosina ! Na niaka-bidy tampoka teo aza ny vary, tsy maintsy nilahatra satria io no foto-tsakafo.

Ireo manan-kohalaina any amin’ny banky, samy nanao izany avokoa. Aleo, hono, misy vola atao fiandry ihany ao an-trano !

Na nambara aza fa mbola manana solika mahavita 45 andro ka hatramin’ny 60 andro ny eto Madagasikara, mbola nisy ihany ny nilahatra izany !

Tsy ny fivarotana enta-madinika ihany no nifanotofana fa ny « grande surface » ihany koa… Sao lany, hono, ny eo an-tanana ka aleo manangona !

Nanatontosa : Fanou – Tiana – HaRy  

Les commentaires sont fermées.