Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

MANOKANA

MANOKANA

Nikatona ny Institut Français de Madagascar etsy Analakely sy ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) eny Antsahavola. Fepetra natao mba tsy hampianaka ny coronavirus. Azo inoana kosa ny hiverenan’ireny hetsika ireny, amin’ny fotoana maha mety izany !

Nikatona ny ankamaroan’ny fiangonana… Tsy nanakana ny Malagasy tsirairay hivavaka mangina ao am-pony izany. Amin’ny fotoan-tsarotra tahaka izao no mbola ahatarafana fa olona mivavaka sy manankina ny fiainany amin’Andriamanitra ny Malagasy. Moa ve mahafantatra sy matahotra an’Andriamanitra tahaka izany koa ireo mpanararaotra ny andro sarotra toa izao ?

Vosarimakirana, ravintsara, kininimpotsy… Niakatra avy hatrany ny vidin’izy ireo satria anisan’ny miady amin’ny coronavirus raha ny feo mandeha.

Vosarimakirana, ravintsara, kininimpotsy… Niakatra avy hatrany ny vidin’izy ireo satria anisan’ny miady amin’ny coronavirus raha ny feo mandeha.

Nikatona ny ankamaroan’ny tsena etsy Anosibe, omaly. Tsy azo atao ny manararaotra raha ny petadrindrina eny an-toerana.

Nikatona ny parc zoologique Tsimbazaza…

… Tahaka izany koa ny sekoly !

Mitohy ny asa sahanin’ny mpitandro filaminana… Somary niova endrika kely ry zareo noho ny fisian’ny takom-bava sy orona !

Manomboka anio, tsy ekena intsony ny tahaka izao. Olona telo isaky ny laharan-tseza iray no tokony hoentin’ny Taksibe.

Nanatontosa : Fanou sy Tiana ary i HaRy

Les commentaires sont fermées.