Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

 

Tra-tehaka tamina taksiborosy avy any Antsohihy hihazo an’i Maevatanàna ny tovolahy iray nitondra rongony milanja 40 kg omaly. Nataony tao anaty gony miisa roa ireo rongony ireo ary taorian’ny angom-baovao voaray, tratra tao Antafiabotry ilay fiara rehefa nenjehina.

Voasambotry ny kaomisaria ao Andapa ihany koa ny lehilahy miisa telo avy nangalatra lavanila 8 kilao sy sasany omaly. Fantatra fa lavanila avy nangalarina tany Belombo Lokoho ireo lavanila ireo ary nokasaina hamidy any Andapa. Voalaza fa efa misy mpandray ireo lavanila halatra ireo.

 

 

Les commentaires sont fermées.