Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Hotanterahina ao amin’ny fokontany Betambatra, distrikan’i Manjakandriana, faritra Analamanga, ny fanamarihana ny Andro eran-tany ho an’ny rano. « Rano tsara tantana, fanoitra amin’ny fiovan’ny toetr’andro ». Io ny lohahevitra voizina mandritra ny fanamarihana. Tsy mbola mahafehy ny fitantanana ny rano isika isan-tokantrano ka mila mianatra izany hifampitsinjovana sy hahafahana miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro.

Betsaka ny fihetsika mahazatra manary rano mihoa-pampana ka lasa mamono antoka, indrindra ho an’ireo mponina an-drenivohitra izay misitraka ny rano madio fisotro.

 

 

Les commentaires sont fermées.