Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Maromaro ny tranga toy itony, vaky ny fantsona, mibosasaka ny rano, simba ny arabe, sahirana avokoa na mpandeha an-tongotra na ny fiara.

Tsy ny any atsimo ihany ny mitanty orana rehefa tonga ny fihaviany fa mbola misy izany eto an-dRenivohitra.

Isan’andro, ahitana olona mijery ny fizotran’ny fanamboarana ny kianjan’ny Barea eny Mahamasina. Manara-maso sa mijery ny fivoarany?

Misy fanamborana ny lalana mizotra eny amin’ny Cités de Jardin Mahamasina.

Tsy maka sarotra fa mitandahatra lavabe ireo fiara maka mpianatra eny Tsimbazaza manoloana ny Fivondronana. Sahirana ny fiara mivezivezy fa tery ny arabe.

Samy manana ny ampiasany azy ny lalana.

Les commentaires sont fermées.