Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Mitandrema ihany ianareo mpitondra moto fa ny aina tsy ananam-piry. Ny entana no simba teto fa ny olona tsy naratra.

Maraina hivarotana, ny hariva atao fanahazan-damba. Maro amin’itony trano vy itony no miorina amin’ny toerana tsy tokony hisy azy.

Soa fianatra hoy ny fitenenana. Vita ny varotra, diovina ny manodidina.

Hatreto, mbola maroireo petadrindrina mipetaka eny amin’ny toerana tsy tokony hasiana izany. Aiza ho aiza ny fampiharana nylalàna amin’ireny?

Sary: Fanou

Les commentaires sont fermées.