Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM). Natao teny amin’ny Trace Tsiadany izany, ny asabotsy lasa teo.

Montsana ny zava-bita tsara indrinandra eo amin’ny taranja lomano nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasika natao tany Boeny. Rabejaona Holy Antsa (Managing) nahavita izany teo amin’ny 100m “Papillon”. Rakotomavo John avy ao amin’ny (ASSM) kosa teo amin’ny “nage libre”.

Azon’ny Makis de Madagasikara avokoa ny fandresena teo amin’ny taranja Rugby “Aroi U16/ U18), lahy sy vavy, ny asabotsy lasa teo teny amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka. Tafiditra amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina.

Orange Pro league”, nandrombaka ny fandresena ny Elgeco Plus nanoloana ny Cosfa teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, omaly alahady.

Anisan’ny nanao ny adidiny ho an’ny fandrakofana ala ny Nosy ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy. Nitarika izany teny Masindray ny minisitra Andrianainarivelo Hajo…

Sary: Tiana R sy Mamiherison

Les commentaires sont fermées.