Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Nanao fanambarana ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika momba ny tambin-karama 50 000 Ar ho an’ny mpampianatra, omaly. Voalazany fa eo am-pamaranana ny fikirakirana ny fanitsiana natao tamin’ny didim-panjakana hampitoviana lenta ny mpiasa rehetra ny tompon’andraikitra amin’izao fotoana izao. Mijery ny fomba hanatanterahana haingana ny fifanarahana efa natao sonia ny minisitera.

Les commentaires sont fermées.