Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Mbola mitohy ny fikarohana ilay zazavavikely 5 taona, tsy hita nandritra ny faharendrehan’ilay lakambe mandeha motera, i Longomamy, rendrika tao amin’ny reniranon’i Tsiribihina, ny talata lasa teo. Nikasa hihazo an’i Begidro, kaominina iray an-toerana, ihany io lakambe io raha avy any Besimisotra tamin’io fotoana io. Nidona tamina hazo vaventy ao anatin’ny rano i Longomamy ka rendrika taorian’izay, antony nahatonga ny tsy nahitana io zazavavikely raha hita kosa ireo mpiondrana niisa 43 niaraka taminy.

 

Les commentaires sont fermées.