Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

Nitsidika tampoka sy namory ireo mpiasa rehetra eto amin’ny ivontoerana fitsarana fiarakodia Toamasina na Censero Toamasina ny jeneraly Nicolas Tsirivelo, tale jeneraly ny foibe fitsarana fiarakodia omaly . Nandritra ny fitsidihana no nanambarany ireo tombontsoa maro ho an’ny mpiasa manontolo, ny fiahiana sosialy mandritra ny asa sy aorian’ny fisotroan-dronono.

Teo koa ny fanamafisana ireo toromarika mahakasika indrindra ny fitondrantena mandritra ny fanatanterahana ny asa. Ary farany ny fampirisihana sy ny fampaherezana ny mpiasa hitazona sy hitandro mandrakariva ny voninahitry ny asa.

 

 

Les commentaires sont fermées.