Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Tamboho lehibe iray na mur de soutènement etsy Marohoho no nihotsaka, omaly vokatry ny orambe nisesisesy. Tsy fantatra hatreto raha nisy ny naratra sy namoy ny ainy, hoy ny loharanom-baovao iray.

Tsy ho afa-maina ary ho sahirana ireo izay voasambotra amin’ny fanaovana fakana an-keriny satria tsy hivoaka ny fonja intsony. Ny fananana azon’izy ireo kosa dia hogiazana ka tsy hisy hisitraka izany intsony na ny vady aman-janak’izy ireo aza. Izay no fanazavan’ny Sekereteram-panjakana miadidy ny zandarimaria, ny Jeneralay Ravalomanana Richcard, nandritra ny fanokanana ny borigady miady amin’ny fakana an-keriny.

 

Les commentaires sont fermées.