Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tselatra

Hitan’ny fokonolona teo amin’ny dabam-pako, akaikin’ny Chambre de commerce Tsimenatsy, Toliara, omaly maraina manodidina ny tamin’ny 8 ora, ny taolam-dava miisa efatra. Tsy fantatra, hatreto, ny olona nametraka izany teo an-toerana. “Halevina ireo taolan-dava ireo”, hoy ny polisy manao ny fanadihadiana. Efa misokatra kosa ny famotorrana rehetra.

Les commentaires sont fermées.