Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Taratry Ny Kanto

Rahampitso, hamarana ny fotoam-bokatra ny sampana Sekoly Alahady FJKM Ambodihady vaovao Ambohimanarina. Ny maraina: fanompoam-pivavahana tarihin’Andriantsoamanalina Rova, mpianatra ho mpitandrina, hitory ny tenin’Andriamanitra  Razakarivony Charlot, mpitandrina, tonian’ny sekoly alahady foibe. Ny tolakandro, antsan-kiram-piderahana hiarahana amin’ny antoko mpihira Kerobima Ambolonkandrina. Manodidina ny 20 any ho any ny hira hatao amin’io ka misy fizarana roa. Ny fizarana voalohany, hihirana ireo hira « chorale » ary ny fizarana faharoa, hira hitetezana faritra eto Madagasikara.

Les commentaires sont fermées.