Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny fa tsy mitombina ary tsy marina avokoa ny momba an-dRafalimanana Ny Rado. Nivoitra tamin’izany fa tsy voasoratra eo anivon’ny sampana na ny masoivoho ao amin’ny ONU. Tsy vitan’izany fa tsy misoratra ho anisan’ireo fikambanana tsy miankina vahiny eto amintsika eo anivon’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny ireo fikambanana ambarany sy lazainy fa tarihiny: ny Icafe sy ny WFDP. Tsy solontena na masoivoho/ambasadaoro ho an’ny fikambanana eto Madagasikara koa izy, araka ny fanambarana ihany.

Les commentaires sont fermées.