Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Vaovao tambatra

Notohizana  hatramin’ny 30 avrily ny fampihantonana ny zotra Air Madagascar mpampitohy an’Antananarivo-Guangzhou (Sina)-Antananarivo. Antony ny fivoaran’ny tsimok’aretina Coronavirus, izay tsy mbola voavaha ny olana. Fepetra noraisina ho an’ny mpanjifa ny fanemorana ny daty fiaingana, na fanonerana ny saran’ny tapakila.

 

Namoy ny ainy, ny alarobia 12 febroary teo, i Andriamiary Jean Noël, filohan’ny fikambanana miaro ny tontolo iainana, Mitsinjo, manana nyfoibeny any Andasibe,  Moramanga, sady mpikambana ao amin’ny Alliance voahary gasy (AVG). Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany ny tonian’ny Taratra.

 

 

 

 

Les commentaires sont fermées.