Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Tanan’Antananarivo: nahazo fitaovana ny polisy…

Tanan’Antananarivo: nahazo fitaovana ny polisy…

Nisy ny  fanomezana fitaovana avy amin’ny Fondation Viseo ho an’ ny mpamonjy voina  sy  ny polisy, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, omaly. Tafiditra amin’ny fanatsarana ny asa sy ny fitantanana  ny tanànan’Antananarivo izao fanomezana izao .  Fa eo koa ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina, araka ny antso avo nataon’ny ben’ny Tanàna  Andriantsitohaina Naina.

Synèse R. 

Les commentaires sont fermées.