Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Indray mijery

 Nampahafantatra ny sekoly katolika fa mbola hisy ny fanadinna manokana ho an’ny mpianatra eny anivon’ny sekolin’izy ireo amin’ity taona ity. Voakasin’izany fanadinana manokana izany ny CEPE, ny BEPC ary ny bakalorea. Tsy misy tanjona amin’izany ny fanomanana ireo mpianatra amin’ny fiatrehana ny tena fanadinam-panjakana mba tsy hanavao rehefa tena hiatrika izany. Eo sahady koa no ahitana ny lentan’ny fahaizan’ny mpianatra ka hanarenana haingana izay mbola azo avotana hahafahana miatrika tsara ny tena fanadinana ofisialy.

 

Les commentaires sont fermées.