Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Efa azon’ny mpandeha an-tongotra sy fiara hivezivezena manoloana ny lapan’ny Tanàna Analakely, hatramin’ny nandraisan’ny ben’ny Tanàna Antananarivo Renivohitra ny toerana.

Mbola anisan’ny hitondrana fandaminana ny midina eny amin’ny “Pavillon” Analakely.

Fiarakaretsaka voasazin’ny fitsarana fiarakodia, noho ny tsy fanarahan-dalàna, fametrahana “reservoir direct”.

Kamiao anisan’ny voasazy ity. Jereo ange, fatorana amin’ny rojo vy sady tsy mitovy amin’ny kodiarana telo ny ambiny ity iray ity. Ny tsara fiomanana ihany no tsy tampohin-doza ry zareo a!

Sary: Tiana R, Mamiherison ary Fanou

Les commentaires sont fermées.