Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nitondra fanampiana ho an’ ireo traboina tany Alaotra Mangoro ny filoha Rajoelina Andry mivady. Ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro toy ny sakafo fitafiana no maro tamin’izany. Nahetsika avokoa ireo fitaovam-pitaterana ana habakabaka an’ireo mpitandro filaminana nitondra ireo fanampiana.

Nanolotra fanampiana ihany koa ny ambasadaoron’i Inde, i Abhay Kumar, tany Antsiranana, izay noraisin’ny Praiministra lehiben’ny governemanta. Nahitana vary, fanafody, ronono ary lamba fitafy. Teny amin’ny seranan-tsambo no nandraisana izany.

Les commentaires sont fermées.