Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Nanatanteraka fambolen-kazo ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ny asabotsy lasa teo. Nitarika izany ny ben’ny Tanàna Andriantsitohaina Naina mivady, niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny kaominina. Tonga nanotrona ity fotoana ity ny filoham-pirenena mivady. Manamorona ny lalam-baovao Tsarasaotra andaniny roa, mampitohy an’i Tsarasaotra sy Ivato no nambolena ireo zana-kazo miisa 1 400 raha 1 000 kosa ny anjaran’ny mpiasan’ny kaominina. Novolena ravinala ihany koa etsy Soarano, manoloana ny tsena Pochard, ka anisan’ny nanatsatoka izany ny ben’ny Tanàna. Ny hiverenan’i Madagasika ho Nosy maitso no tanjona.

Les commentaires sont fermées.