Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Songadina an-tsary

Songadina an-tsary

Fitokanana ny hotely Novotel

Notokanan’ny filohan’ny Repoblika mivady, omaly ny hotely  Novotel, kintana dimy etsy Ivandry. Natrehin’ireo mpikambana governemanta sasany sy ny ben’ny Tanànan’ Antananarivo mivady, ary ireo manam-pahefana isan-tsokajiny izany.

Les commentaires sont fermées.