Oops! It appears that you have disabled your Javascript. In order for you to see this page as it is meant to appear, we ask that you please re-enable your Javascript!
Flash
Préc Suiv

Fantina sy fintina

Miantso firaisankina noho ny voina eto amintsika ireo firenena manodidina. Nanao fanambarana, omaly, ny filoha lefitry ny Repoblikan’i Seychelles sady filoha mitarika ny filankevitry ny minisitra eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI), i Vincent Mériton. Nivoitra tamin’izany ny tokony hanetsehana ny mpiara-miombona antoka rehetra manoloana izao voina aty amin’ny faritra misy antsika ity izao. Nambarany fa tokony hohamafisina hatrany ny fiomanana hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro. « Tsy laharam-pahamehana fotsiny izany fa tena maika mihitsy », hoy izy.

 

Laisser une réponse

Votre adresse email ne sera pas rendue publique